TSy mba loza.

Nampidirin'i benasy | 13 Mey, 2009
Fodilahy miritsiritsy, ka mitomany laingom-bary mena ary miantso vary mandrononofotsy ; kanefa tsy mihevitra ny fandrika ary tsy mataho-toraka ; ka na maty impito na torana impolo aza tsy maninona, raha matin-kanin-tiana ;fa tsy faty nasesik’olona, fa faty nampidirin’izy tompony, ka tsy mba loza, fa « Sihanaka voadakan’omby, ka maty manara-dronono ».