Samy olon-ko azy

Nampidirin'i benasy | 28 Mey, 2009
Ny vorom-potsy tsy mandao omby, ny fandiafasika tsy diso fitàna, ny kitsikitsika tsy miala aman-kazo, ny lohasaha fandrian’ny moka, ny tendrombohitra fandrian’ny zavona, ny helo-drano fandrian’ny mamba, ny Andriamnajaka fandrian’ny didy, ary ny olombelona fandrian’ny saina !